indro aho anio (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Jesoa no hitarainako,ö mba henoy ny fivavahako
Mino aho Jesoa fa mihaino ahy hzuwqtw Ianao
Fa mibebaka Aminao ty mpanomponao
Maro tokoa tononkira.serasera.org ireo ota izay natao ka lasa zay nampisaraka
Indro aho cuogtifv anio hanatona Anao
Mba handrindra fivavahana Aminao
Mino aho Jesoa ,tena mino aho fa Ianao dia tsy handà
‘lay be indrafo ‘lay be fitiavana
Ô mba meteza Ianao ,tena hanaiky tokoa
Mba handrindra fihavanana
Tsy misy afa-tsy izay no anantenanay
‘lay famelan-keloka avy Aminao
Jesoa mino aho fa shbyx Ianaodia tsy handà
Ka hadrindra fihavanana aminay
A . Hery Razanakoto (11 Fev 2021)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 341
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:55