indro aho anio (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Jesoa no hitarainako,ö dxgaifnq mba henoy ny fivavahako
Mino aho Jesoa fa mihaino ahy Ianao
Fa mibebaka Aminao ty mpanomponao
Maro tokoa ireo ota izay natao ka lasa zay nampisaraka
Indro aho anio hanatona Anao
Mba handrindra fivavahana Aminao
Mino aho Jesoa ,tena mino aho fa Ianao dia tsy handà
‘lay be indrafo ‘lay be fitiavana
Ô mba meteza Ianao ,tena hanaiky tokoa
Mba handrindra fihavanana
Tsy misy afa-tsy izay no tononkira.serasera.org anantenanay
‘lay famelan-keloka avy Aminao
Jesoa mino aho fa Ianaodia qgukfcg tsy handà
Ka hadrindra fihavanana aminay
A . Hery Razanakoto (11 Fev nkyzlm 2021)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 321
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:55