ho an'iza (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF vetfnmua : Ho an’iza e ! Ho an’iza.Ho an’iza n’iza hoy aho zany lanitra
1-Ho an’ireo ’zay mahalala an’Andriamanitra
Ka miezaka hanao ny sitrapon’ny Ray
Ho lgvoj an’ny sahy mijoro amin’ny fahamarinana
Ka mizaka hanao ny tena marina
2-Ho ruvgkme an’ireo nahavit’ireo ady tsarany
Ka niezaka nanao ny sasan’i Jesoa
Ho an’ireo sahy nandany sady nampandroso
Ka mikatsaka hatrany ny zavatra am-panahy
3-Ho an’ireo nitazona hatramin’ny farany
Ka nampiseho hatrany ny finoana an’i Jesoa
Ho an’ny Sahy naneho fa nandresy anie Jesoa
Ilay efa maty ka velona indray
4-Tsy ho azo azo foana hoy aho zany lanitra
Mila fiomanana diany eny ety antany
Mandeahana ankehitriny mihazakazaha
Mba hanao tononkira.serasera.org ny ady tsara ‘lay asan’ny fanahy
Mba haneho hatrany ilay finoana an’i Jesoa
A . Hery Razanakoto( II Tim 4 : 7)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 382
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:48