ho an'iza (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF : Ho an’iza e ! Ho an’iza.Ho an’iza n’iza hoy aho zany lanitra
1-Ho an’ireo ’zay mahalala an’Andriamanitra
Ka miezaka hanao ny sitrapon’ny Ray
Ho an’ny sahy mijoro amin’ny fahamarinana
Ka mizaka hanao ny tena marina
2-Ho an’ireo nahavit’ireo ady tsarany
Ka niezaka nanao ny sasan’i Jesoa
Ho an’ireo sahy nandany sady nampandroso
Ka mikatsaka hatrany ny zavatra am-panahy
3-Ho an’ireo nitazona hatramin’ny farany
Ka nampiseho hatrany ny finoana xqvi an’i Jesoa
Ho an’ny Sahy naneho fa nandresy anie xjswlb Jesoa
Ilay efa maty ka velona indray
4-Tsy ho azo azo foana hoy aho zany tononkira.serasera.org lanitra
Mila fiomanana diany eny ety antany
Mandeahana vlqyfrpt ankehitriny mihazakazaha
Mba hanao ny ady tsara ‘lay asan’ny fanahy
Mba haneho hatrany ilay finoana an’i Jesoa
A . Hery Razanakoto( II Tim 4 : 7)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 381
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:48