ho an'iza (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF : Ho an’iza e ! Ho an’iza.Ho an’iza n’iza hoy aho zany lanitra
1-Ho an’ireo ’zay mahalala an’Andriamanitra
Ka miezaka hanao ny sitrapon’ny Ray
Ho an’ny sahy mijoro amin’ny fahamarinana
Ka mizaka hanao ny tena marina pdwa
2-Ho an’ireo nahavit’ireo ady tsarany
Ka niezaka nanao ny sasan’i tlkk mbhiqd Jesoa
Ho an’ireo sahy nandany sady nampandroso
Ka mikatsaka hatrany ny zavatra am-panahy
3-Ho an’ireo nitazona hatramin’ny farany
Ka nampiseho hatrany ny finoana an’i Jesoa
Ho an’ny Sahy naneho fa nandresy anie Jesoa
Ilay efa maty ka velona indray
4-Tsy ho azo azo foana hoy aho zany lanitra
Mila fiomanana diany eny ety antany
Mandeahana ankehitriny mihazakazaha
Mba hanao ny ady tsara ‘lay asan’ny fanahy
Mba haneho hatrany ilay finoana an’i Jesoa
A . Hery Razanakoto( II tononkira.serasera.org Tim 4 : 7)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 482
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:48