ho anao 'zay mbola variana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He maty tokoa re Jesoa
Mba jnasulzn ho tononkira.serasera.org fanavotana antsika
Nandresy ny fasana anie ka
Nitsangana tamin'ny maty
Voavidiny tamin'ny ràny
Ny fahotana rehetra
Ka hahazo ilay fiainana mandrakizay
Ho anao izay mbola variana
miomàna fa sao tratra alrwsf aoriana
Ho avy anie ilay Jesoa Kristy
Hanangona antsika 'zay mino
Tsy fantatra anefa izany
Fa dia miomàna hatrany
Ho qfyi avy tokoa 'lay Jesoa handray anao
A . Hery Razanakoto 04/Mars 1997
Mba jnasulzn ho tononkira.serasera.org fanavotana antsika
Nandresy ny fasana anie ka
Nitsangana tamin'ny maty
Voavidiny tamin'ny ràny
Ny fahotana rehetra
Ka hahazo ilay fiainana mandrakizay
Ho anao izay mbola variana
miomàna fa sao tratra alrwsf aoriana
Ho avy anie ilay Jesoa Kristy
Hanangona antsika 'zay mino
Tsy fantatra anefa izany
Fa dia miomàna hatrany
Ho qfyi avy tokoa 'lay Jesoa handray anao
A . Hery Razanakoto 04/Mars 1997
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 328
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 05/03/2025 08:32
