Ampidiro aloha ny tenimiafina
ho anao 'zay mbola variana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He maty tokoa re Jesoa
Mba ho fanavotana antsika
Nandresy ny fasana anie ka
Nitsangana tamin'ny maty
Voavidiny tamin'ny ràny
Ny fahotana rehetra
Ka hahazo ilay fiainana fqfwl mandrakizay
Ho anao izay mbola sdqxj variana
miomàna fa sao tratra aoriana
Ho avy pgkuiwh anie tononkira.serasera.org ilay Jesoa Kristy
Hanangona antsika 'zay mino
Tsy fantatra anefa izany
Fa dia miomàna hatrany
Ho avy tokoa 'lay Jesoa handray anao
A . Hery Razanakoto 04/Mars 1997
Mba ho fanavotana antsika
Nandresy ny fasana anie ka
Nitsangana tamin'ny maty
Voavidiny tamin'ny ràny
Ny fahotana rehetra
Ka hahazo ilay fiainana fqfwl mandrakizay
Ho anao izay mbola sdqxj variana
miomàna fa sao tratra aoriana
Ho avy pgkuiwh anie tononkira.serasera.org ilay Jesoa Kristy
Hanangona antsika 'zay mino
Tsy fantatra anefa izany
Fa dia miomàna hatrany
Ho avy tokoa 'lay Jesoa handray anao
A . Hery Razanakoto 04/Mars 1997
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 269
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 05/03/2025 08:32
