ho anao 'zay mbola variana (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He maty ifdidd tokoa re Jesoa
Mba ho fanavotana antsika
Nandresy ny fasana anie ka
Nitsangana tamin'ny maty
Voavidiny tamin'ny ràny
Ny fahotana rehetra
Ka hahazo ilay fiainana mandrakizay

Ho anao izay mbola variana
miomàna xfzyga fa sao tratra aoriana
Ho avy anie ilay Jesoa Kristy
Hanangona antsika 'zay mino
Tsy fantatra anefa izany rihap
Fa dia miomàna hatrany
Ho avy tokoa 'lay Jesoa handray tononkira.serasera.org anao
A . Hery Razanakoto 04/Mars 1997

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : sami FJKM ITAOSY
Visites : 296
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 05/03/2025 08:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1368