feno fifaliana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno fifaliana Jesoa izany fiainanay
Fa miara-dalana Aminao Mpanjakanay
Ka ireo hazo fijaliana anjara nomenao anay
Toa tsaroanay tononkira.serasera.org ho maivana
Fa uxpkkl na dia sarotra aza Tompo izany làlanay
Fa malama sy mideza mbola iakaranay
Dia Ianao no hifaharanay
Ny tebitebin-tsaina nosoloana fitsaharana
Satria Jesoa , Jesa tianay,Jesoa fifalianay
Asandratray mfwjurf ny Anaranao bwzr , ô ! Asandratray
Asandratray mandrakizay , ho mandrakizay
Fa Ianao no hany fafalianay
RAKOTOSAMIMANANA Tantely Herinjato

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 657
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:40