Ampidiro aloha ny tenimiafina
feno fifaliana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno fifaliana Jesoa izany fiainanay
Fa miara-dalana Aminao Mpanjakanay
Ka ireo hazo fijaliana anjara tononkira.serasera.org nomenao anay
Toa tsaroanay ho maivana
Fa na dia sarotra aza Tompo izany làlanay
Fa malama sy djnyprl mideza txuswsdc mbola iakaranay
Dia Ianao no hifaharanay
Ny tebitebin-tsaina nosoloana pdjhgiw fitsaharana
Satria Jesoa , Jesa tianay,Jesoa fifalianay
Asandratray ny Anaranao , ô ! Asandratray
Asandratray mandrakizay , ho mandrakizay
Fa Ianao no hany fafalianay
RAKOTOSAMIMANANA Tantely Herinjato

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 656
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:40