feno fifaliana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno fifaliana Jesoa izany fiainanay
Fa miara-dalana tononkira.serasera.org Aminao Mpanjakanay
Ka ireo hazo fijaliana anjara nomenao anay
Toa tsaroanay ho maivana
Fa na dia sarotra aza Tompo izany làlanay
Fa malama fswwqo sy mideza mbola iakaranay
Dia Ianao no hifaharanay
Ny tebitebin-tsaina nosoloana fitsaharana
Satria Jesoa , Jesa tianay,Jesoa fifalianay
Asandratray tfbb ny Anaranao , ô ! Asandratray
Asandratray mandrakizay , ho mandrakizay
Fa Ianao no hany fafalianay
gqik RAKOTOSAMIMANANA Tantely Herinjato

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 601
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:40