efa tonga vaovao (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa ka misy olom-baovao ao amin’ny Kristy
Dia olom-baovao, olona vaovao izy
Efa lasa avokoa whtz e !ireo zavatra taloha
Efa tonga vaovao aoamin’ny bxuhf tononkira.serasera.org Jesoa ianao
Koa ankehitriny miantso anao aho
Mba hihavana Aminy
Ka tsy hamerina intsony ireo zavatra taloha
Ka mifona Aaminao aho fa nanota taminao
Koa ankehitriny kosa e ! Efa tonga olom-baovao
                   A . Hery Razanakoto  (18 Nov  2017)                  afmek  

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : sami FJKM ITAOSY
Visites : 380
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:36
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1531