efa tonga vaovao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa ka misy olom-baovao ao amin’ny Kristy
Dia olom-baovao, olona gblnj vaovao izy
Efa lasa avokoa e !ireo zavatra taloha
Efa tonga vaovao aoamin’ny Jesoa ianao
Koa ankehitriny miantso anao aho
Mba hihavana Aminy
Ka tsy ehdr hamerina intsony ireo zavatra taloha
Ka mifona abrdl Aaminao aho fa nanota taminao
Koa ankehitriny kosa e ! Efa tonga olom-baovao
A . Hery Razanakoto (18 Nov 2017) tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 379
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:36