efa tonga vaovao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa ka misy olom-baovao ao amin’ny Kristy
Dia olom-baovao, olona vaovao izy
Efa lasa avokoa e !ireo zavatra taloha
Efa tonga vaovao aoamin’ny Jesoa ianao
Koa ankehitriny miantso anao aho
Mba hihavana Aminy
Ka tsy hamerina intsony ireo zavatra taloha
Ka mifona Aaminao aho fa nanota taminao
Koa ankehitriny kosa e ! Efa tonga olom-baovao
cmknrsh kfjkf A . Hery Razanakoto (18 Nov 2017) tononkira.serasera.org iiwwte

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 422
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:36