deraina ianao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1– Mamiko tokoa dwqgtpdu ny fitavana Jesoa
Na dia nania sy nivily ny mpanomponao
Zany xvfqev anefa Tompo ô! Tsy nanohananao ny soa
‘lay anjara voatendry ho an’izao tontolo izao
2-Mamiko tokoa ny fitiavanao Jesoa
Na dia mpanota aza aho tsy nolavinao
Manantena Tompo ô! Ho tantananao tokoa
Amin’izay rehetra atao ho tena tsara avokoa
REF:
Raha misy ny dera ,raha misy ny haja
Iza no mendrika ho tolorana izany
Asandratray ny hoby ,haleloia feno haja
Ho Anao ry tfzyo Tompo telo izay iray
RANDRIAMBOLOLONIANA Evariste
(Fev 2000)
tononkira.serasera.org
Na dia nania sy nivily ny mpanomponao
Zany xvfqev anefa Tompo ô! Tsy nanohananao ny soa
‘lay anjara voatendry ho an’izao tontolo izao
2-Mamiko tokoa ny fitiavanao Jesoa
Na dia mpanota aza aho tsy nolavinao
Manantena Tompo ô! Ho tantananao tokoa
Amin’izay rehetra atao ho tena tsara avokoa
REF:
Raha misy ny dera ,raha misy ny haja
Iza no mendrika ho tolorana izany
Asandratray ny hoby ,haleloia feno haja
Ho Anao ry tfzyo Tompo telo izay iray
RANDRIAMBOLOLONIANA Evariste
(Fev 2000)
tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 335
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:21
