deraina ianao (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1– Mamiko tokoa ny fitavana Jesoa
Na dia nania sy nivily ny mpanomponao
Zany  anefa Tompo ô! Tsy nanohananao ny soa
‘lay knxzlq anjara voatendry ho nqfuogbb an’izao tontolo izao

2-Mamiko tokoa ny fitiavanao Jesoa
Na dia mpanota aza aho tsy nolavinao
Manantena Tompo ô! Ho tantananao tokoa
Amin’izay rehetra atao ho  tena tsara avokoa

REF:
Raha misy ny dera ,raha misy ny haja
Iza no mendrika ho tolorana izany
Asandratray ny hoby ,haleloia feno haja
Ho Anao ry Tompo telo izay iray

                 tononkira.serasera.org    RANDRIAMBOLOLONIANA Evariste
              deslu                                       (Fev 2000)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : sami FJKM ITAOSY
Visites : 393
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6305