deraina ianao (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1– Mamiko tokoa ny fitavana Jesoa
Na dia nania sy nivily ny mpanomponao
Zany  anefa Tompo ô! Tsy nanohananao ny soa
‘lay anjara voatendry ho tononkira.serasera.org an’izao tontolo izao

2-Mamiko tokoa ny fitiavanao Jesoa
Na dia mpanota aza aho tsy nolavinao
Manantena Tompo vrqnecn ô! Ho tantananao tokoa
Amin’izay rehetra atao ho mgdnke  tena tsara avokoa

REF:
Raha misy ny dera ,raha misy ny haja
Iza no mendrika ho tolorana izany
Asandratray ny hoby ,haleloia feno haja
Ho Anao ry Tompo telo izay iray

                    RANDRIAMBOLOLONIANA Evariste
                                    qahm                 (Fev 2000)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 311
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:21
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1808