aza gaga (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha tonga ny fotoana handaozanao ny tany
Ka tsy maintsy hatrehanao ny fitsarana anao rehefa any
Dia aza gaga ianao raha toa hahazo paradisa
Ka hiteny hoe soa ihany aho fa nino ka isan’ny voaisa
2-Raha tonga ny fotoana hiserdana fanadinana
Ka tsy dvxt maintsy hatrehanao reo taranja samihafa
Dia gaga ianao raha toa ka fandresena
Ka hiteny hoe soa ihany aho nilofo fa tsy nangenahena
REF :
Ny eto antany anie tsy hilaozan’olana
Vao mifoha maraina ianao dia indro izy eo antokonana
Fa ny tsara tononkira.serasera.org indrindra hatrany dia ny miomana ihany
Ka soa ihany aho niomana ka sahy nisedra izany
yqgxa A . Hery Razanakoto
ycivn

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 379
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:16