aza gaga (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha tonga ny fotoana handaozanao ny tany
Ka tsy maintsy hatrehanao ny fitsarana anao rehefa any
Dia aza gaga ianao raha toa hahazo paradisa
Ka hiteny hoe soa ihany aho fa nino ka hlukykbn isan’ny voaisa
2-Raha tonga ny fotoana hiserdana fanadinana
Ka tsy maintsy hatrehanao tononkira.serasera.org reo taranja samihafa
Dia gaga ianao raha toa ka fandresena
Ka hiteny hoe soa ihany aho nilofo fa tsy nangenahena
REF :
Ny eto antany anie tsy hilaozan’olana
Vao mifoha maraina ianao dia indro izy eo antokonana
Fa ny tsara indrindra hatrany dia ny miomana ihany
Ka soa ihany aho niomana ka sahy nisedra izany
pnhbybuq khlzje A . Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 320
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:16