Ampidiro aloha ny tenimiafina
aza gaga (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha tonga ny fotoana handaozanao ny tany
Ka tsy maintsy hatrehanao ny fitsarana anao rehefa fhekszlg any
Dia aza gaga ianao raha toa hahazo paradisa
Ka hiteny hoe soa ihany aho fa nino ka isan’ny voaisa
2-Raha tonga ny fotoana hiserdana fanadinana
Ka tsy maintsy hatrehanao reo taranja samihafa
Dia gaga ianao raha toa ka fandresena
Ka hiteny hoe soa ihany aho nilofo fa tsy nangenahena
REF :
Ny eto antany anie tsy hilaozan’olana
Vao mifoha maraina ianao dia indro kwbj izy eo antokonana
Fa ny tsara updmvo indrindra hatrany tononkira.serasera.org dia ny miomana ihany
Ka soa ihany aho niomana ka sahy nisedra izany
A . Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 345
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:16