areheto (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Areheto mba hirehitra
Areheto gqodxazx ‘lay fitiavana avy aminao
Mba hitondra hazavana ho lrneykzh an’izao tontolo izao
Hazavana tsy hay takonana,hazavana tsy lany solika
Hazavana tena ahitana ‘lay fitiavan’ilay Jesoa tia
2-Areheto mba hirehitra
Areheto ‘lay fitiavana avy aminao
Mba hitondra hatsarana ho an’ny hafa akoatra anao
Hazavana mba tononkira.serasera.org hitondra soa,hanazavamba hampivoatra koa
Hazavana tena ilaina gnriniw tokoa Hitoriana ilay Jesoa soa
REF:
Mitsangana ka mihazavà fa tonga ny fahazavanao
‘lay hazavana miposaka avy aminao
No hitondra lay fiainam-baovao
No hitondra hatsaràna ho anao
A. Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 365
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:06