areheto (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Areheto mba egium hirehitra
Areheto ‘lay fitiavana avy aminao
Mba hitondra hazavana ho an’izao tontolo izao
Hazavana tsy hay takonana,hazavana tsy lany solika
Hazavana tena ahitana ‘lay fitiavan’ilay Jesoa tia
2-Areheto mba hirehitra
Areheto ‘lay fitiavana avy aminao
Mba hitondra hatsarana ho an’ny hafa akoatra anao
Hazavana mba vuehdz hitondra nraytc soa,hanazavamba hampivoatra koa
Hazavana tena ilaina tokoa Hitoriana ilay Jesoa soa

REF:
Mitsangana ka mihazavà fa tonga ny fahazavanao
‘lay hazavana miposaka avy aminao
No tononkira.serasera.org  hitondra lay fiainam-baovao
No hitondra hatsaràna ho anao
A. Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 339
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:06
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031