areheto (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Areheto mba hirehitra
Areheto ‘lay fitiavana avy aminao
Mba hitondra hazavana ho an’izao tontolo izao
Hazavana tsy hay takonana,hazavana tsy lany solika
Hazavana tena ahitana ‘lay fitiavan’ilay Jesoa tia
2-Areheto mba hirehitra
Areheto zksjl ‘lay fitiavana avy aminao
Mba tononkira.serasera.org hitondra hatsarana ho an’ny hafa akoatra anao
Hazavana mba hitondra soa,hanazavamba hampivoatra koa
Hazavana tena ilaina tokoa Hitoriana ilay Jesoa armfjj soa
REF:
Mitsangana ka mihazavà fa tonga ny fahazavanao
‘lay hazavana miposaka avy aminao
No hitondra lay fiainam-baovao
No hitondra hatsaràna ho vtuop anao
A. Hery Razanakoto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 366
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:06