ao anatinay (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Indro havaoziko anio'lay rhvzpw fanolorantenanay
Mba tononkira.serasera.org ho mpianatrao Jesoa n'aiza n'aiza aleha
N'inon'inona atao , hiezaka tokoa izahay
Mba haneho fa Ianao Jesoa no ao anatinay
2-Ambaranay tokoa Jesoa ny antony hahavelomanay
Dia ho mpianatrao tokoa raha mbola miaina koa

Mba haneho kbmlbyh fa Ianao eupo Jesoa no ao anatinay
REF :
Ka na maro aza ireo ady sarotra
Toa tsy vitsy koa ireo mitady hanenjika
Tsy hahasakana anay ny hitory ny filazantsaranao Jesoa
Fa vao maika hanosika anay hitory Anao
ANDRIAMIZAKA Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 384
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 05/03/2025 08:24