ao anatinay (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Indro havaoziko anio'lay fanolorantenanay
Mba ho mpianatrao vcfdrka Jesoa n'aiza n'aiza aleha
N'inon'inona atao , hiezaka tokoa izahay
Mba haneho fa Ianao Jesoa no ao anatinay
2-Ambaranay tokoa Jesoa ny antony hahavelomanay
Dia ho mpianatrao tokoa raha mbola miaina koa

REF :
Ka na maro aza ireo ady sarotra
Toa tsy vitsy koa ireo mitady hanenjika
Tsy hahasakana anay ny hitory ny filazantsaranao Jesoa
Fa vao maika hanosika anay hitory Anao
ANDRIAMIZAKA txovvml mukbicc Hery tononkira.serasera.org Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 385
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 05/03/2025 08:24