ao anatinay (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Indro havaoziko anio'lay fanolorantenanay
Mba ho mpianatrao tononkira.serasera.org  Jesoa n'aiza n'aiza aleha
N'inon'inona atao , hiezaka tokoa izahay
Mba haneho fa Ianao Jesoa no ao anatinay
2-Ambaranay tokoa Jesoa ny antony nzqckown hahavelomanay
Dia ho mpianatrao tokoa raha mbola miaina koa
N'inon'inona cvgjye atao , hiezaka tokoa izahay
Mba haneho fa Ianao Jesoa no ao anatinay

REF :
Ka na maro aza ireo ady sarotra
Toa tsy qamh vitsy koa ireo mitady hanenjika
Tsy hahasakana anay ny hitory ny filazantsaranao Jesoa
Fa vao maika hanosika anay hitory Anao


       ANDRIAMIZAKA Hery Razanakoto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : sami FJKM ITAOSY
Visites : 341
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 05/03/2025 08:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0322