Ampidiro aloha ny tenimiafina
anilanao hatrany (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andramo ka izahao fa tsara (2)fa tsara anie Jehovah
He sambatra ny olona izay mialoka aminy
Matahora azy egznsua fa ebdcuzwv tsy hanan-java-mahory
Izay tononkira.serasera.org matahotra azy
Ny fahatahorana an’i Jehovah no ampianariko anareo
Hisaotra an’i Jehovah lalandava anie zahay
Eo ambavanay mandrakariva ny fiderana azy
Miaraha mankalaza ny anarany
Aoka hiaraka hanandratra ny anarany tokoa
Halaviro re ny ratsy dia manaova ny soa tokoa
Mitadiava fihavanana dia araho tokoa anie izany
Raha vitanao tokoa mantsy izany
Dia mahazo mahatoky ianao
Fa homba anao hatrany hatrany
Ilay Andriamanitra Ray
ruzx A . Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 496
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 28/02/2025 08:47