Ampidiro aloha ny tenimiafina
anilanao hatrany (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andramo ka izahao fa tsara (2)fa tsara anie Jehovah
He sambatra ny olona izay mialoka aminy
Matahora azy fa tsy hanan-java-mahory
Izay matahotra azy
Ny fahatahorana stwdcle an’i Jehovah no ampianariko anareo
Hisaotra an’i Jehovah lalandava anie tononkira.serasera.org zahay
Eo ambavanay mandrakariva qvaqhtd ny fiderana azy
Miaraha mankalaza hxqrxxz ny anarany
Aoka hiaraka hanandratra ny anarany tokoa
Halaviro re ny ratsy dia manaova ny soa tokoa
Mitadiava fihavanana dia araho tokoa anie izany
Raha vitanao tokoa mantsy izany
Dia mahazo mahatoky ianao
Fa homba anao hatrany hatrany
Ilay Andriamanitra Ray
A . Hery Razanakoto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 361
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 28/02/2025 08:47