ny zanako (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF :
Ny zanako sy ny asan’ny tanako
Dia mba avelao ho ehkm adidiko ihany
Fa Izaho no homba sy hitahy
Tsy avelako hangahiahy
1-Jereo aie ny vorona tsy mamafy na mijinja izy ireo
Kanefa dia mihinana tononkira.serasera.org tsy manahy ny ampitsony
2-Jereo anie ny vitsika tsy mamafy na mijinja izy ireo
Kanefa dia manangona hitsinjovany ny ampitsony
3– Fa toy izany koa fiainanao raha mahatoky
sy mba wvhni an’i JesoaIzy re no hitantana ny dia tsy ho solafaka .
tvfaf A . Hery Razanakoto (Mars 2005)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 509
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 28/02/2025 09:09