andramo ka izahao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andramo ka izahao fa tsara (2)fa tsara anie Jehovah
He sambatra ny olona izay mialoka aminy
Matahora azy fa tsy hanan-java-mahory
Izay matahotra azy
Ny fahatahorana an’i Jehovah no ampianariko anareo
Hisaotra an’i Jehovah lalandava tononkira.serasera.org anie zahay
Eo ambavanay mandrakariva ny fiderana azy
Miaraha mankalaza ny anarany
Aoka hiaraka hanandratra sufic ny anarany tokoa
Halaviro re ny ratsy dia manaova ny soa tokoa
Mitadiava fihavanana dia araho tokoa anie izany
Raha vitanao tokoa limef mantsy izany
Dia mahazo mahatoky oqudahw ianao
Fa homba anao hatrany hatrany
Ilay Andriamanitra Ray
A . Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 468
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 28/02/2025 08:46