andramo ka izahao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andramo ka izahao fa tsara (2)fa tsara anie Jehovah
He sambatra ny olona izay mialoka aminy
Matahora azy fa tsy hanan-java-mahory
Izay matahotra azy
Ny fahatahorana an’i Jehovah no ampianariko anareo
Hisaotra an’i Jehovah lalandava anie zahay
Eo ambavanay mandrakariva ny fiderana azy
Miaraha mankalaza ny anarany
Aoka gjwjwial hiaraka hanandratra ny anarany tokoa
Halaviro re ny ratsy dia manaova ny soa tokoa
Mitadiava fihavanana dia araho tokoa anie izany
Raha vitanao tokoa mantsy izany
Dia mahazo tononkira.serasera.org wkcawem mahatoky ianao
Fa homba anao hatrany hatrany
Ilay Andriamanitra Ray
hsocew A . Hery Razanakoto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 499
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 28/02/2025 08:46