andramo ka izahao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andramo ka izahao fa tsara (2)fa tsara anie Jehovah
He sambatra ny olona izay mialoka aminy
Matahora azy fa tsy hanan-java-mahory
fnrloz Izay matahotra azy
Ny fahatahorana an’i Jehovah no ampianariko anareo
Hisaotra an’i Jehovah lalandava anie zahay
Eo ambavanay mandrakariva ny fiderana azy
Miaraha mankalaza ny anarany
Aoka hiaraka hanandratra ny anarany tokoa
Halaviro re ny ratsy dia manaova ny soa tokoa
Mitadiava fihavanana dia araho tokoa anie izany
Raha vitanao tokoa mantsy izany
Dia mahazo mahatoky ianao
Fa homba anao kddwocf hatrany hatrany
Ilay Andriamanitra Ray
ccaxst tononkira.serasera.org A . Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 501
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 28/02/2025 08:46