Ento eo Aminy (SALSA Ziona Fahazavana Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ho anao 'lay tononkira.serasera.org tena kotsan-dranomaso mitalaho
Misy tànana mitsotra te hamihina Anao
Ento eo Aminy fa ianao dia Tiany
Ny aretinao ho Sitraniny
Sarotr'e! Izato fiainana sy fitadiavana
Toa mitondra fahalainana ny eson-kavana
Jesoa tsy manary anao, ento eo aminy izao
Izy vahaolana ho anao
2-Ho anao tsy marina, ny andronao dia maizina
Potraka ka sasamiarina tsy azo ydmq laizina
Ento eo amin'ny Jesoa, f'Izy tena tia tokoa
Ho sitraniny ireo ratram-po
Azom-pahoriana sy trotraky ny fiainana
sbfajw Ranomaso no mitraho ka very ny fisainana
Mampitraka njfxxecj anao indray, Jesoa Zanaky ny Ray
Izy mampahery anao indray
3- Ho anao 'lay mitsilopy ny masoandrom-piainanao
Raha mamboly tsy mba mioty miasa maina lava izao
Aza dia mamoy fo! Fantany 'zay mahasoa
Apetraho eo Aminy tokoa
Mahereza mivavaha ianao aza mitsahatra
Mifahara misikina izao aza matahotra
Ry mpanompo mahasoa mitsangàna mandrosoa
Jesoa homba anao tokoa
A/C RAHADRA MAHEFA
SALSA FJKM Ziona Fahazavana Anosibe

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SALSA Ziona Fahazavana AnosibeVangy : 1653
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : niainarahadra
Daty : 01/02/2018 19:51