Mahaiza misaotra (SALSA Ziona Fahazavana Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny androm-pahavelomanao ety an-tany
Mifangaro ny hafaliana sy ny tomany
Ka isaory avokoa izay omen'ilay Tsitoha
F'Izy anie mahalala cahaycv ny hahasoa
REFRAIN:
Misaotr'eh Jesoa nanome hafaliana
Ireo fahasoavana sy haratsiana
Indro isaorako avokoa, izay omenao Ray Tsitoha
Misaotr'e! Misaotr'e Tompo soa.
2- Misy andro tena mamy ifaliana
Dihy, korana, fiderana, tononkira.serasera.org fihobiana
Fa narotsaky ny Ray ireo fahasoavana
Harena, Zanaka, fahaizana
gmsq REFRAIN:
Misaotr'eh Jesoa nanome hafaliana
...
3- Misy anefa ny fotoana itomaniana
Fisedrana, ireo karazam-pahoriana
'Zao no lazaiko anao, fitsapàna ihany izao
Ka isaory izay fitondràny anao
REFRAIN:
Misaotr'eh Jesoa nanome hafaliana
...
Misaotr'eh Jesoa tamin'ny fifaliana
Isaorako ihany koa ireo fahoriana
Misaotr'eh misaotra dia misaotr'e!!
Misaotr'eh misaotra dia misaotr'e!!
rrrwlo
Mifangaro ny hafaliana sy ny tomany
Ka isaory avokoa izay omen'ilay Tsitoha
F'Izy anie mahalala cahaycv ny hahasoa
REFRAIN:
Misaotr'eh Jesoa nanome hafaliana
Ireo fahasoavana sy haratsiana
Indro isaorako avokoa, izay omenao Ray Tsitoha
Misaotr'e! Misaotr'e Tompo soa.
2- Misy andro tena mamy ifaliana
Dihy, korana, fiderana, tononkira.serasera.org fihobiana
Fa narotsaky ny Ray ireo fahasoavana
Harena, Zanaka, fahaizana
gmsq REFRAIN:
Misaotr'eh Jesoa nanome hafaliana
...
3- Misy anefa ny fotoana itomaniana
Fisedrana, ireo karazam-pahoriana
'Zao no lazaiko anao, fitsapàna ihany izao
Ka isaory izay fitondràny anao
REFRAIN:
Misaotr'eh Jesoa nanome hafaliana
...
Misaotr'eh Jesoa tamin'ny fifaliana
Isaorako ihany koa ireo fahoriana
Misaotr'eh misaotra dia misaotr'e!!
Misaotr'eh misaotra dia misaotr'e!!
rrrwlo
--------
Link:
About this song
Artist : SALSA Ziona Fahazavana AnosibeHits : 2186
Likes : 1 Like
Created by : niainarahadra
Date : 31/01/2018 11:37
