Omeo azy (SALSA Ziona Fahazavana Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Rehefa tonga ny Noely marobe ireo mifaly
Nefa kosa misy fery ireo mahantra sy mijaly
Mosarena izy ireo amin'izao Noely izao
Masikiny mitoreo mba omeo raha sitrakao
nqjbler REFRAIN:
Rainay ô! Ilay mpihantra, 'Lay Mesia 'zay tonga anio
'Reo kamboty sy mahantra mba Jereo sy ampio
Ka Ianao no ho tafiany ary ho ooxvg fiainam-baovao
'Zay rehetra faniriany Omeo azy re izao
2- Misy koa ireo marary lany vola sy harena
Tsy mba afaka mifaly mba Ihantrao fa mahonena
Fanafody ho azy Ianao ka Sitrano sy Vonjeo
'Zay tadiaviny Aminao, mba Omeo azy ireo
puzheji REFRAIN:

'Reo kamboty sy mahantra mba Jereo sy Ampio
Ka Ianao no ho tafiany ary ho fiainam-baovao
'Zay rehetra faniriany Omeo azy re izao
SALSA FJKM Ziona Fahazavana Anosibe
A/C RAHADRA tononkira.serasera.org MAHEFA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SALSA Ziona Fahazavana AnosibeVangy : 1760
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : niainarahadra
Daty : 31/01/2018 17:35