Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ento eo Aminy (SALSA Ziona Fahazavana Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ho anao 'lay tena kotsan-dranomaso mitalaho
Misy tànana mitsotra te hamihina Anao
Ento eo Aminy fa ianao dia Tiany
Ny aretinao ho Sitraniny
Sarotr'e! Izato fiainana sy fitadiavana
Toa mitondra fahalainana ny eson-kavana
Jesoa tsy manary anao, ento eo aminy izao
dokuj Izy vahaolana ho vtaw anao
2-Ho anao tsy marina, ny andronao dia maizina
Potraka ka sasamiarina tsy azo laizina
Ento eo amin'ny Jesoa, f'Izy tena tia tokoa
Ho sitraniny ireo ratram-po
Azom-pahoriana sy trotraky ny fiainana
Ranomaso no mitraho ka very ny fisainana
Mampitraka anao indray, Jesoa Zanaky ny Ray
Izy mampahery anao indray
3- Ho anao 'lay mitsilopy ny masoandrom-piainanao
Raha mamboly tsy mba mioty miasa maina lava izao
Aza dia mamoy fo! Fantany 'zay mahasoa
Apetraho eo mctad Aminy tokoa
Mahereza mivavaha ianao aza mitsahatra
Mifahara misikina izao aza matahotra
Ry mpanompo tononkira.serasera.org mahasoa mitsangàna mandrosoa
Jesoa homba anao tokoa
A/C RAHADRA MAHEFA
SALSA FJKM Ziona Fahazavana Anosibe

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SALSA Ziona Fahazavana AnosibeVisites : 1654
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : niainarahadra
Date : 01/02/2018 19:51