Itodiho ny Fireneko (AMFF ANTOKO MPIHIRA FEON'NY FITIAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray tsitoha o! Itodio ny Fireneko
Fa miandrandra fatratra ny famindramponao
Aza onmumcz afoy re, fa tsinjovy
Anehoy ny herinao
Atsangano e! fa endrey tsy maharintena
Injao mirongatra avokoa, ireo haratsiana
Ka mavesatra ao am-po, ny adim-panahy
Fandrobana , herisetra, feno habibina xboitkof umhpb no indreo
Manamaloka ny androm-piainanay
Ref:
Mivavaka aho Raiko
Vonjeo re ity Taninay
Faingana Jehovah o!
Hampitony izato tebitebinay
Ka ny helokay avelao
Sitrano ity Nosinay
Soloy hazavana, ilay haizina hatrizay
Rainay be indrafo o!
Aza halavirinao
Ireo Fanahy izay miezaka mba
Hanakaiky Anao
Mihorohoro ny fonay
Aoka re ampy zay
Soloy hazavana, ilay haizina hatrizay
Dia ho tononkira.serasera.org sambatra tokoa
Ity Nosindrazanay.
Fa miandrandra fatratra ny famindramponao
Aza onmumcz afoy re, fa tsinjovy
Anehoy ny herinao
Atsangano e! fa endrey tsy maharintena
Injao mirongatra avokoa, ireo haratsiana
Ka mavesatra ao am-po, ny adim-panahy
Fandrobana , herisetra, feno habibina xboitkof umhpb no indreo
Manamaloka ny androm-piainanay
Ref:
Mivavaka aho Raiko
Vonjeo re ity Taninay
Faingana Jehovah o!
Hampitony izato tebitebinay
Ka ny helokay avelao
Sitrano ity Nosinay
Soloy hazavana, ilay haizina hatrizay
Rainay be indrafo o!
Aza halavirinao
Ireo Fanahy izay miezaka mba
Hanakaiky Anao
Mihorohoro ny fonay
Aoka re ampy zay
Soloy hazavana, ilay haizina hatrizay
Dia ho tononkira.serasera.org sambatra tokoa
Ity Nosindrazanay.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMFF ANTOKO MPIHIRA FEON'NY FITIAVANAVangy : 1598
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : itakocom
Daty : 12/01/2018 14:00
