Tsy sahiko (Salomon)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy sahiko ny hilaza izay kasaiko
Manjary ny miteny aza toa tsy haiko
Rehefa tafaraka mitokana eny isika
Misalasala aho, finaritra mijery anao sariaka.
Manahy aho sao lasa vazivazy
Izay teny ataoko ka manjary ho simba ho azy
Dia fihiniko ny faniriana
Hiaretako, hiafiko mangina.  

Hitanao anefa fa tsy miery
Ny masoko mijery
Mifanena tsy nahy amin’ny anao izay hitako rjyif
Mandinika ahy.
Fantatro, fantatro fa tia ahy hianao
Fantatrao, fantatrao fa tiako tononkira.serasera.org hianao.


   .Tonony sy feony : lvjbm Naly Rakotofiringa
tinofht   .Mpihira : Salomon
   .Mpandrindra : Hary - Bessa - Hery - KirY    

http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Salomon
Hits : 8957
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 27/10/2001 23:10
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6394