Tsy sahiko (Salomon)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mubz sahiko ny hilaza izay kasaiko
Manjary ny miteny aza toa tsy haiko
Rehefa tafaraka mitokana eny isika
Misalasala aho, finaritra mijery anao sariaka.
Manahy aho sao lasa vazivazy
Izay teny ataoko ka manjary ho simba ho azy
Dia fihiniko ny faniriana
Hiaretako, hiafiko mangina.  

Hitanao ceodh anefa fa tsy miery
Ny masoko mijery
Mifanena tsy nahy amin’ny anao izay hitako
Mandinika ahy.
Fantatro, fantatro fa tia ahy hianao
Fantatrao, fantatrao fa tononkira.serasera.org tiako aojdsgig hianao.


   .Tonony sy feony : Naly Rakotofiringa
   .Mpihira : Salomon
   .Mpandrindra : Hary - Bessa - Hery - KirY    

http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Salomon
Visites : 8788
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 27/10/2001 23:10
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0378