Nantsoiko (Salomon)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nantsoiko hianao
Kanefa tsy nivolana
F’izao tontolo izao
Nafoiko noho hianao

Ny fitiavako rehetra
Aoka tsy hanam-petra
Fa taminao irery
Nantsoiko tsy an-tery

Nantsoiko hianao
Ry tiana ry tononkira.serasera.org tiana
Fa zezcva izao tontolo izao
No henoko irbnya mangina

Mikaroka eny ho eny
Ilay tsiky tsy niteny
Miandry anao, miandry mora ihany
Ilay olon-tiako izany

   . Feony : linsb Robert Andriantsoavina
   . Tonony : Michel Guste
   . Mpihira : Salomon
   . Mpandrindra :Hary - Bessa - Hery - Kiry


http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Salomon
Visites : 3903
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 27/10/2001 23:10
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0458