Tsy sahiko (Salomon)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy sahiko ny hilaza izay kasaiko
Manjary ny miteny aza toa tsy haiko
Rehefa tafaraka mitokana eny isika
Misalasala aho, finaritra mijery anao sariaka.
Manahy aho sao lasa vazivazy
Izay teny ataoko ka manjary ho simba ho azy tononkira.serasera.org
Dia fihiniko ny faniriana
Hiaretako, hiafiko mangina. wexnzpex
Hitanao anefa fa tsy miery
Ny masoko mijery
Mifanena tsy nahy amin’ny anao izay hitako
Mandinika ahy.
Fantatro, fantatro fa yaqjcoyl tia ahy hianao
Fantatrao, fantatrao fa qnzjm tiako hianao.
.Tonony sy feony : Naly Rakotofiringa
.Mpihira : Salomon
.Mpandrindra : Hary - Bessa - Hery - KirY
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Link: