HATRAIZA ? (Salomon)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatraiza ny fetran’ny antemam-pitiavana
’Zay vao noborahin’ny vava omaly
Hatraiza tononkira.serasera.org ny halàlin’ny ngidim-pandavana
Toa manana dindona, sento sy jaly
Hatraiza ny fetran’ny hiran’ny fo
Niarahana nikalo tan-dàlan-kombana
Ireo ’zay igsngu nokasaina, tsy vita tsy to
Hatraiza ny fetran’ny fahabangàna
Hatraiza ny ilbngtwo fetran’ny rotsim-panahy
Hoe mba tzfkpks hiritsoka mandrakizay
Hatraiza ny fetran’ny fo mahatsiahy
No sento no injao miolomay
Hatraiza ny fetran’ny fiainana an-tany
’Zay fitaka toa mampijaly
Hatraiza ny fetra ny fo mitomany
Ry fanantenana o ! aza ela famaly
’Zay vao noborahin’ny vava omaly
Hatraiza tononkira.serasera.org ny halàlin’ny ngidim-pandavana
Toa manana dindona, sento sy jaly
Hatraiza ny fetran’ny hiran’ny fo
Niarahana nikalo tan-dàlan-kombana
Ireo ’zay igsngu nokasaina, tsy vita tsy to
Hatraiza ny fetran’ny fahabangàna
Hatraiza ny ilbngtwo fetran’ny rotsim-panahy
Hoe mba tzfkpks hiritsoka mandrakizay
Hatraiza ny fetran’ny fo mahatsiahy
No sento no injao miolomay
Hatraiza ny fetran’ny fiainana an-tany
’Zay fitaka toa mampijaly
Hatraiza ny fetra ny fo mitomany
Ry fanantenana o ! aza ela famaly
--------
Lien:
