VELOMA !!! (Salomon)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Veloma, teny kely iray monja
Manambara fisarahana
Ny ranomaso mila hanonja
Tapitra bxoy eo ny fiarahana

Mahafenofeno fo
Mamolivoly ny ao anaty
O ! hisaraka tokoa
Ny alahelo tsy ho tanty

Veloma...Izay no fara-teny kely
Fara-teny, fara-teny hifanaovana
Veloma...Tsy hifanadino velively
Na xegx ny tononkira.serasera.org handao, na ny hilaozana

Tsy ho wixclmch doria, tsy ho doria fa mbola hihaona
Eny izay, eny izay no faniriana
Mbola hisy, mbola hisy lohataona
Hampiaraka any aoriana...veloma
Veloma !!!...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Salomon
Vangy : 5395
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 28/10/2003 15:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0403