Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny hirantsika (Salomon)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako koa raha tiako
Faniriako
Ny hiara-hikalo aminao
Kanjo tanteraka izy izao
Be ireo hirako efa vita
Nataoko ireny mba ho hita
Fa tononkira.serasera.org manan-javatra ho lazaina
Ny fo, fanahy sy ny saina
Anefa uwbwyrf tsy ampy ’zay vita izay
Raha tsy misy koa izay hira iray
Hiarahan’ny feonao sy ny feoko
Ka ity no hira mahafapo izay omeko
’Zay tsy sahiko tenenina
Anefa tsy azoko hafenina
Dia tiako mba hialana flcknoo nenina
Atao an-kira hiverimberina
. tonony sy feony : Jeanne sy Naly Rakotofiringa
. mpihira ankehitriny : Salomon sy Olga
. mpandrindra ny zavamaneno : Hary - Bessa - Hery
tbbw . mpandrindra ny feo : Kiry
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/
Faniriako
Ny hiara-hikalo aminao
Kanjo tanteraka izy izao
Be ireo hirako efa vita
Nataoko ireny mba ho hita
Fa tononkira.serasera.org manan-javatra ho lazaina
Ny fo, fanahy sy ny saina
Anefa uwbwyrf tsy ampy ’zay vita izay
Raha tsy misy koa izay hira iray
Hiarahan’ny feonao sy ny feoko
Ka ity no hira mahafapo izay omeko
’Zay tsy sahiko tenenina
Anefa tsy azoko hafenina
Dia tiako mba hialana flcknoo nenina
Atao an-kira hiverimberina
. tonony sy feony : Jeanne sy Naly Rakotofiringa
. mpihira ankehitriny : Salomon sy Olga
. mpandrindra ny zavamaneno : Hary - Bessa - Hery
tbbw . mpandrindra ny feo : Kiry
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/
--------
Rohy:
