Ny hirantsika (Salomon)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako koa raha wardsgo tiako
Faniriako
Ny hiara-hikalo aminao
Kanjo tanteraka tononkira.serasera.org izy izao

Be ireo hirako efa vita
Nataoko ireny mba ho hita
Fa manan-javatra ho lazaina
Ny fo, fanahy sy ny saina

Anefa tsy fdltsmv ampy ’zay vita izay
Raha tsy misy koa izay hira iray
Hiarahan’ny feonao sy ny feoko
Ka ity no hira mahafapo izay omeko

’Zay tsy sahiko tenenina
Anefa tsy azoko hafenina
Dia tiako mba hialana nenina
Atao an-kira hiverimberina

       . tonony sy feony : Jeanne sy Naly Rakotofiringa
       . mpihira ankehitriny : Salomon sy Olga
       . mpandrindra ny zavamaneno : Hary - Bessa - Hery
aeztb       . mpandrindra ny feo : Kiry

http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Salomon
Hits : 5540
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 27/10/2001 23:10
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1143