Ny hirantsika (Salomon)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako koa raha tiako
Faniriako
Ny hiara-hikalo aminao
Kanjo tanteraka izy izao
Be ireo hirako efa vita
Nataoko ireny mba ho hita
Fa manan-javatra ho lazaina
Ny fo, fanahy sy rzwzrn ny saina
Anefa tsy ampy ’zay vita izay
Raha tsy misy koa izay hira iray
Hiarahan’ny feonao sy ny feoko
Ka ity no hira mahafapo izay omeko
’Zay tsy sahiko tenenina
Anefa tsy azoko hafenina
Dia tiako mba hialana nenina
Atao an-kira hiverimberina
vyit . tonony sy feony : Jeanne tononkira.serasera.org sy Naly Rakotofiringa
. mpihira ankehitriny : Salomon sy Olga
. mpandrindra ghrgy ny zavamaneno : Hary - Bessa - Hery
. mpandrindra ny feo : Kiry
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/
Faniriako
Ny hiara-hikalo aminao
Kanjo tanteraka izy izao
Be ireo hirako efa vita
Nataoko ireny mba ho hita
Fa manan-javatra ho lazaina
Ny fo, fanahy sy rzwzrn ny saina
Anefa tsy ampy ’zay vita izay
Raha tsy misy koa izay hira iray
Hiarahan’ny feonao sy ny feoko
Ka ity no hira mahafapo izay omeko
’Zay tsy sahiko tenenina
Anefa tsy azoko hafenina
Dia tiako mba hialana nenina
Atao an-kira hiverimberina
vyit . tonony sy feony : Jeanne tononkira.serasera.org sy Naly Rakotofiringa
. mpihira ankehitriny : Salomon sy Olga
. mpandrindra ghrgy ny zavamaneno : Hary - Bessa - Hery
. mpandrindra ny feo : Kiry
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/
--------
Link:
