SANGODIMPANINA (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarompanina ny foko te-hanidina
Sady antsoin’ny jzcork fiainanao tononkira.serasera.org hanodidina
Ranomody misy dobo lalin’ny fitia
Ao ireo voahirana andranomaria
Roboka aho ka nilatsaka hioty e!
Tsy naharitra tamin’ny hira sy ny angoty
Kanjo indrisy re ranomody e! no namery
Lentika aho resin’alona mahery
Iza pzwjujgd no hisintona ahy
Mba hiverina eny himorona
Ary hanome ho ahy renrtyeh
Elatry ny vorona
Hikopahiko
Zara afaka amin’izay
Hanatra ho ahy
Izany andro fahizay
Sangodimpanina e! ny fitia
Aoka tsy hitohy intsony ankoatr’iry e!
Sady antsoin’ny jzcork fiainanao tononkira.serasera.org hanodidina
Ranomody misy dobo lalin’ny fitia
Ao ireo voahirana andranomaria
Roboka aho ka nilatsaka hioty e!
Tsy naharitra tamin’ny hira sy ny angoty
Kanjo indrisy re ranomody e! no namery
Lentika aho resin’alona mahery
Iza pzwjujgd no hisintona ahy
Mba hiverina eny himorona
Ary hanome ho ahy renrtyeh
Elatry ny vorona
Hikopahiko
Zara afaka amin’izay
Hanatra ho ahy
Izany andro fahizay
Sangodimpanina e! ny fitia
Aoka tsy hitohy intsony ankoatr’iry e!
--------
Lien:
