SANGODIMPANINA (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
cmhk Sarompanina ny foko te-hanidina
Sady antsoin’ny fiainanao tononkira.serasera.org hanodidina
Ranomody misy dobo lalin’ny fitia
Ao ireo voahirana andranomaria
Roboka aho ka nilatsaka hioty e!
Tsy naharitra tamin’ny hira sy ny angoty
Kanjo indrisy re ranomody e! no namery
Lentika aho resin’alona mahery
Iza no hisintona ahy
Mba hiverina eny himorona
Ary hanome ho fhmetzo ahy
Elatry bezy ny vorona
Hikopahiko
Zara afaka amin’izay
Hanatra ho ahy
Izany andro fahizay
Sangodimpanina e! ny fitia
Aoka tsy hitohy intsony ankoatr’iry e!
Sady antsoin’ny fiainanao tononkira.serasera.org hanodidina
Ranomody misy dobo lalin’ny fitia
Ao ireo voahirana andranomaria
Roboka aho ka nilatsaka hioty e!
Tsy naharitra tamin’ny hira sy ny angoty
Kanjo indrisy re ranomody e! no namery
Lentika aho resin’alona mahery
Iza no hisintona ahy
Mba hiverina eny himorona
Ary hanome ho fhmetzo ahy
Elatry bezy ny vorona
Hikopahiko
Zara afaka amin’izay
Hanatra ho ahy
Izany andro fahizay
Sangodimpanina e! ny fitia
Aoka tsy hitohy intsony ankoatr’iry e!
--------
Lien:
