SANGODIMPANINA (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarompanina fecvz ny foko te-hanidina
Sady antsoin’ny tononkira.serasera.org fiainanao hanodidina
Ranomody misy dobo lalin’ny fitia
Ao ireo cqrxt voahirana andranomaria
Roboka aho ka nilatsaka hioty e!
Tsy naharitra tamin’ny hira sy ny angoty
Kanjo indrisy re ranomody e! no namery
Lentika aho resin’alona mahery
Iza no hisintona nlup ahy
Mba hiverina eny himorona
Ary hanome ho ahy
Elatry ny vorona
Hikopahiko
Zara afaka amin’izay
Hanatra ho ahy
Izany andro fahizay
Sangodimpanina e! ny fitia
Aoka tsy hitohy intsony ankoatr’iry e!
Sady antsoin’ny tononkira.serasera.org fiainanao hanodidina
Ranomody misy dobo lalin’ny fitia
Ao ireo cqrxt voahirana andranomaria
Roboka aho ka nilatsaka hioty e!
Tsy naharitra tamin’ny hira sy ny angoty
Kanjo indrisy re ranomody e! no namery
Lentika aho resin’alona mahery
Iza no hisintona nlup ahy
Mba hiverina eny himorona
Ary hanome ho ahy
Elatry ny vorona
Hikopahiko
Zara afaka amin’izay
Hanatra ho ahy
Izany andro fahizay
Sangodimpanina e! ny fitia
Aoka tsy hitohy intsony ankoatr’iry e!
--------
Lien:
