LALAM-PIAINANA (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zpvawe Misy indraindray feo miritsoka
Ao anaty ka mahasondriana
Bitsibitsika iva fa manditsoka
Ny ao am-po mihira fifaliana
Misy koa mazàna sentosentom-po
Tsy miloatra ka mahatorovana
Mampamolivoly zany saina ymfes ao an-doha
Ary mila ahafadiranovana
Maro be tokoa ’reo fitsapàna
Miandry anao eny an-dàlana ombàna
Atanjaho ny herin-tsaina
Ary aza mitaraina
Fa herezo ny dia
Ho glghqiz azonao izay antenaina
Ny ho kivy na halaina
Dia ataovinao ho sanatria
Tonony: Romule
Feony: tononkira.serasera.org Harry
Arrangement: Harry
Ao anaty ka mahasondriana
Bitsibitsika iva fa manditsoka
Ny ao am-po mihira fifaliana
Misy koa mazàna sentosentom-po
Tsy miloatra ka mahatorovana
Mampamolivoly zany saina ymfes ao an-doha
Ary mila ahafadiranovana
Maro be tokoa ’reo fitsapàna
Miandry anao eny an-dàlana ombàna
Atanjaho ny herin-tsaina
Ary aza mitaraina
Fa herezo ny dia
Ho glghqiz azonao izay antenaina
Ny ho kivy na halaina
Dia ataovinao ho sanatria
Tonony: Romule
Feony: tononkira.serasera.org Harry
Arrangement: Harry
--------
Link:
